Détails de l'OSC - MIRAY FAMPANDROSOANA

Type Association
Domaine d’intervention Participation politique et pouvoir de décision de la femme
Portée Communautaire

Objectifs

- Manampy ny reny sy ny zaza amin'ny fomba fisakafoanana ara-pahasalamana - Mampianatra ny tanora momban'ny fahasalaman'ny fitaovam-pananahana - Miaro ny zon'ny vehivavy sy miahy ny maha olona - Mandresy lahatra ny vehivavy amin'ny fahavitan-tena ara-bola mba tsy hiankin-doha amin'ny lehilahy - Mamporisika ny reny, ny vehivavy sy tanora mba handray anjara amin'ny fanatsarana ny tontolo iainana - Mampahafantatra ny tombontsoa azo avy amin'ny fiarovana ny tontolo iainana


Région ATSIMO_ANDREFANA

Catégorie Gouvernance démocratique

Mail de contact

Numéro de contact 0330481872