Détails de l'OSC - Syndikan'ny Orina Ambanivohitra/Syndicat des Organisations Agricoles

Objectifs

- Hisoloantena, fiarovana sy fanomezan-danja ny tombotsoa sy ny zon’ny mpamokatra amin’ny endriny rehetra. - Handinika, hanolon-kevitra sy hiasa ho an’ny tombotsoan’ny mpamokatra mifandrindra amin’ ny famolavoalana ny politikam-pamokarana - Hanandratra sy hivohy ny mahazava-dehibe ny famokaram-pianakaviana. - Hampivondrona sy hiaro ny fiombonana , firaisan-kina sy ny rariny ho tombotsoan’ny mpikambana ao aminy.


Région ANALAMANGA

Catégorie Amélioration du contexte économique

Mail de contact reseausoa@orange.mg

Numéro de contact 034 89 258 95