Détails de l'OSC - LOVASOA

Objectifs

Mikaroka sy manatsara ny hai-tao-pamokarana ara-pambolena sy fiompiana ary tao-zavatra sy ny manaparitaka izany amin’ny tantsaha . ➢ Fanaparitahana ireo fanafody na akora ara-biolojika ho an’ny antsaha mahakasika ny fambolena sy fiompiana. ➢ Mitantsoroka amin’ny fanatsarana ny famokarana ara-pambolena izay miaro sy manaja ny tontolo iainana ataon’ny tantsaha ➢ Hampiroborobo ny fiarovana ny tontolo iainana ➢ Hikaroka fampandrosoana maharitra ➢ Mampivoatra ny sehatry ny fizahan-tany sy ny kolotsaina


Région VAKINANKARATRA

Catégorie Amélioration du contexte économique

Mail de contact lovasoaassociation@gmail.com

Numéro de contact 033 92 711 82